Teny iditra | manopy maizina | |
Singan-teny | manopy ; maizina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny fotoana izay ahatsapana fa efa mihamaizina ny andro, kely sisa dia ho alina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Quand la nuit approche : crépuscule. [2.415] | |
Voambolana | Fotoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |